|
|
|
|

Teny iditra1  asandrahaka
Fototeny  2 sandrahaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Avela hirantsandrantsana, hisampantsampana
5 Avela hivelatra fa tsy hifintina: Aza asandrahaka ohatra izao io fehezamboninkazo io [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12