|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asarangotra |
| Fototeny | 2 sarangotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilazana izay enti-misarangotra, na mamikitra, misangazona: Ny tananao havanana asarangotra raha sahirana mitrotro ny zazakely ny tananao havia
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ce avec quoi on s'accroche, ce qui accroche
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|