|
|
|
|

Teny iditra1  asavovoka
Fototeny  2 savovoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (vovoka) Aingaina, pololorina: Nasavovoky ny tadio ny vovoka teo an-tsena
5 Avangongo [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  asavovoka, 10 voasavoka, 11 voavasoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12