|
|
|
|

Teny iditra1  aselaro
Fototeny  2 selatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aselatra [Fitanisana]
Ohatra  4  aselaro eo ambony labozia ny tananao alohan' ny hanoranao ahy sao mangatsiaka loatra [1.1]
5  aselaro amin' ny afo ny lamban-jaza (Faites paser rapidement devant le feu le lamba du petit enfant) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16