|
|
|
|

Teny iditra1  asesika
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny zavatra atao sesika: Inona no asesika ny kidoronao: horom-potsy sa volom-borona?
5 Roahina: Aseseho handeha any io kivindro io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be stuffed into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Ce qu'on fourre, qu’on presse dans
8 (coup de poing ou de bâton) qu'on lance horizontalement contre quelqu’un
9 figuré: qu’on pousse fortement, qu’on chasse [1.3#600]
10 dont on farcit une chose [1.8]
Ohatra  11  Inona no tianao asesika amin' izany? [2.270#92]
12  Entiko hampandry tany izy, asesika hanala vohitra izy koa tsy mety. [2.298#37]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09