|
|
|
|

Teny iditra1  asfalta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazan-tara [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 bitume [1.38]
5 asphalte [1.13]
Ohatra  6  Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra. [2.996]
Voambolana  7  Toe-karena: fanorenana
Lahatsoratra  8 Randzavola: asfalta ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12