|
|
|
|

Teny iditra1  asisao
Fototeny  2 sisa
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asisa [Fitanisana]
Ohatra  4  asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany [1.1]

Fivaditsoratra  5 asasio, 6 asasoy, asisao, 7 asosay, 8 isasao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10