|
|
|
|

Teny iditra1  asitrika
Fototeny  2 sitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany
5 Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko?
6 Alevina: Amin' ny telo ora hariva no hasitriko ny razana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be plunged into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on plonge dans l'eau, dans quelque chose; qu'on ensevelit;
9 qu'on enfonce [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  asitrika, 14 takasiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17