|
|
|
|

Teny iditra1  asoitra
Fototeny  2 soitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina misoitra, manala amin' ny hazo lavalava, mamely amin' ny tandroka (omby) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce qui sert à attiser, à remuer, à soulever, à cueillir, à repousser [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 aisatro, 11 aisotra, 12 aoritsa, asoitra, 13 asoraty, 14 Asorita, 15 itsarao, 16 raosita, 17 taosary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12