|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asolo |
| Fototeny | 2 solo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu)
[1.3#623] |
| Ohatra |
6 fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy?
[2.59#200]
7 Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy. [2.366#138] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | asolo, 13 solao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|