Entry | 1 asongadina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 songadina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Avahana tsara; avongady, aboridana |
Explanations in English |
9 [1.2#588] to be uncovered |
Explanations in French |
10 [1.3#630] à séparer, à écarter, à isoler ; à dépouiller de ses vêtements |
Examples |
11 [4.27#] Azo asongadina fa lanin' ny sakafo ny antsasaky ny vola miditra, taratry ny fahantrana izany. |
Anagrams | 12 andaingosa, asangodina, asongadina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |