|
|
|
|

Teny iditra1  atabaka
Fototeny  2 tabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza andian' omby na ondry avala hikarenjy eny rehetra eny, atondraka:
5 Aza atabaka etỳ amin' ny sahanay ny ondrinareo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [troupeau] qu’on laisse aller partout [1.3#638]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17