|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ataingina |
| Fototeny | 2 taingina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao na apetraka eo ambony: Ataingeno eo ambony fatana ny vilany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Used of that placed upon something
[1.2#602] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce que l’on superpose, celui ou ce qu’on met à califourchon ; ce gu'on offre de plus qu’un autre
[1.3#647] |
| Ohatra |
7 ataingina eo ambony talantalana io vata io.
[2.117#]
8 Tapa-jozoro no atao fitsipika, ary ataingina eo ambony fe no fanoratra izy. [1.437#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | ataingina, 13 taingaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|