|
|
|
|

Entry1  atao ankila bao
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  enti-milaza ny entana atao amin' ny ilan' ny bao filanjana mba tsy hampahavesatra ila ny fitondrana; koa amin' izany entina hilazana izay zavatra rehetra ilaina mba hampifandanja fotsiny ny atao fa tsy misy hilana azy firy [1.1]

Updated on 2025/09/19