Entry | 1 atatatata |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tatatata |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata" 9 [2.4#] |
Examples |
10 [2.4#] Misy aza akon' ny any an-trano re aty ivelany : fandraisam-peo atatatata, mpianakavy miady mifampiantsoantso, mpiasa tratra alina mbola injao manjaitra ihany na mandrafitra. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |