|
|
|
|

Teny iditra1  atehaka
Fototeny  2 tehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka fa tsy tanana tokana monja akory [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 (la main) avec laquelle on frappe, on applaudit [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ahatake, atehaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12