|
|
|
|

Teny iditra1  atodiakoho
Singan-teny  2 atody, 3 akoho
Sokajin-teny  4  anarana
Ohatra  5  Dia izany no nataony mandra-pahalanin' ny atodiakoho sy ny vary [2.293#15]
6  Aza atao atodiakohon-dRenifiankinana, nakotri-behivavy, noraisin-dehilahy [2.558#26]
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02