|
|
|
|

Teny iditra1  atodiorokoroka
Singan-teny  2 atody, 3 oroka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny ilazana ny zaza vao menavava, izay atao koa hoe voatavo tsy mifandraka [1.1#121]
Fanazavàna teny anglisy  6 Infancy, state of pupilage, minority, incapacity on account of youth to conduct one's own affairs. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11