Entry | 1 atohitra |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tohitra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Entina manohitra: Moa manana basy aman-tafondro hatohitra ny fahavalo ve ianareo? |
Explanations in French |
9 [1.3] qui sert à résister, à repousser; ce dont on se sert pour repousser, résister |
Examples |
10 [2.470] saiky mbola natohiny ho any ihany raha tsy ny vavy no namily azy tamin-javatra hafa. 11 [2.471] Hehy valaka no nasetriny ahy, dia tari-dositra no natohiny azy. |
Anagrams | 12 atohitra, haitatro, hitataro, hotarati, tahotray |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |