Entry (1/2) | 1 atoko |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 toko |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza zavatra tsy alefa mitambatra be amin' izao, fa tsinjarazaraina ho antontany kely maromaro: Atokoy ny henanao, Rangahy itỳ, fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho Zarazaraina: Atokoy dimy ireto mpianatra ireto |
Entry (2/2) | 9 atoko |
Part of speech | 10 passive verb |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Betsimisaraka]
andrahoina |
Anagrams | 16 atoko, tokoa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |