|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 atomboka |
| Fototeny | 2 tomboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao ny fiandohàny:
5 Atombohy ny asanao [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 11 atomboka |
| Fototeny | 12 tomboka |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Entina miampanga tsy marina, manendrikendrika
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 19 atomboka |
| Fototeny | 20 tomboka |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Entina mitrandraka tany; entina manapaka:
23 Vao natombony ny tany ny angady dia fanina izy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 28 atomboka |
| Fototeny | 29 tomboka |
| Sokajin-teny | 30 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 Entina manietaka kase, marika tsy mety afaka
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|