|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atoka
Fototeny  2 tonaka|tonàka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 avela hidonadona-poana
5 asaina miandry ela: Natonàkany foana teto aho [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  atonaka
Fototeny  11 tonaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13 entina manadofaka dona-tsetroka
14 entina mamono, mikapoka [1.1]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  19 akantao, 20 akatona, 21 akotana, 22 antaoka, 23 atakona, 24 atokana, atonàka, atonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27