|
|
|
|

Teny iditra1  atopazy
Fototeny  2 topy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atopy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  atopazy manodidina ny masonao ka jereo! [2.996]
5  dia vonoy ny ondrilahy, ka tantazo ny ràny, dia atopazy manodidina amin' ny lafin' ny alitara; [2.996]
Tovy hevitra  6 atopazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12