|
|
|
|

Teny iditra1  atrabaka
Fototeny  2 trabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manatrabaka, manatrobaka, mandentika zava-maranitra ao amin' ny...: Lefona maranitra no natrabany ny kibony [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  atrabaka, 9 karabata

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12