|
|
|
|

Teny iditra1  atrotrongy
Fototeny  2 trotrongy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alavo na atosika, ka ny lohan' ilay olona atosika atao mitehika amin' ny tany mihitsy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12