|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 atsika
Fototeny  2tsika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Avala handeha na hiala tsikelikely ny rano [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 atsika
Sokajin-teny  10 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 antsika [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  12 nous. (isìka). [Tankarana] [1.19]
Tsanganana sy sary iray takila  13 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  14 atsika, 15 takasy, 16 taksia, 17 tsaika, 18 tsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12