|
|
|
|

Teny iditra1  atsingatotra
Fototeny  2 tsingatotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Apotraka ka miainga ny ilany vao mianjera; alavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Aza atsingatotrao ny seza sao tapaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à faire replier, rétrécir [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12