|
|
|
|

Teny iditra1  atsipalotra
Fototeny  2 tsipalotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (maso) Asaina mijery vetivety, miserana: Natsipalotro teny aminy ny masoko ka menatra tara-mena izy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9 atsipaloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12