|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atsolotsolo |
| Fototeny | 2 tsolotsolo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atanina, atao akaikin' ny afo:
5 Atsolotsoloy eo amin' ny afo iny akanjonao lena iny mba ho maina haingana [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|