|
|
|
|

Teny iditra1  atsotra
Fototeny  2 tsotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aampatra, atao mivelatra: Atsory ny tananao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à étendre, à dresser, comme les membres, les cheveux [1.3]
Ohatra  6  atsotra ny sandry roa; [2.48]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12