| Entry | 1 avadika |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 vadika |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka iodinana: Navadiky ny sakaizany izy afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa |
| Explanations in English |
13 [1.7] to be turned over to be changed (of a conversation) |
| Explanations in French |
14 [1.3, 1.8] qu’on retourne 15 [1.3, 1.8] qu’on trahit 16 [1.3] qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire qu’on transporte dans un autre tombeau 17 [1.8] dont on change le sujet (conversation) |
| Examples |
18 [1.3] Navadik'ilay kary aho (Ce coquin m’a trahi) 19 [2.117] Asa tany Mila avadika ny tany rehefa mamboly. |
| Anagrams | 20 avadika, davakay |
| Updated on 2025/08/10 |
|