|
|
|
|

Teny iditra1  avangongo
Fototeny  2 vangongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atangorona miavoavo amin' ny toerana iray [1.1]
Ohatra  5  I Jean Paulhan aza nihevitra fa teny avangongo na atambatambatra fotsiny ny hainteny : manaiky izany ve ianao? [2.285#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12