|
|
|
|

Teny iditra1  avaratra atsinanana
Singan-teny  2 avaratra, 3 atsinanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Avaratra atsinanana avy eto Andriba, hoy izy [2.643#141]
6  Ranitina ny lohany ary atsatoka eo avaratra atsinanan' ny tranon'ny mpisoro [2.606#68]
Voambolana  7  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29