|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  avelo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa. [1.2]
5 the soul; a spirit, a ghost [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 l'âme des morts [1.8]
Voambolana  7  Finoana

Teny iditra (2/2)8  avelo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 fofom-biby arahin'ny alika mihaza [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  avelo, 11 avole

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12