|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 avenina |
| Fototeny | 2 avina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay asa tadiaviny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be visited for enquiry, to be inquired about.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 avenina |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 akekezina
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|