|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 averimberina |
| Fototeny | 2 verimberina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qu'on répète souvent, qu'on redit sans cesse
[1.5] |
| Ohatra |
5 Indraindray ny hevitra izay kasaina holazaina dia averimberina;
[1.38]
6 Lesona averimberina sy ampianarina ny ankizy ny tapasiry, koa tsy mahagaga raha izy ireo no maro voaray feo. [2.606] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|