|
|
|
|

Teny iditra1  avilio
Fototeny  2 vily
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana avily [Fitanisana]
Ohatra  4  avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato [1.1]
5  avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony [1.1]

Fivaditsoratra  avilio, 6 voaily

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16