|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 avokoa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin' ny teny lazaina ny hoe avokoa: Nihinana paiso avokoa ny mpianatra (Ny mpianatra rehetra no nihinana); Nohanin' ny mpianatra avokoa ny paiso (ny paiso rehetra no nohaniny
4 daholo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 all, the whole, every one, altogether. See aby, avy, and dahaolo.
[1.2] 6 All without exception [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 tous, tous sans exception
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8 izay rehetra aleha maneno sahona avokoa |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 aovoka, avokoa, 11 voakoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|