|
|
|
|

Teny iditra1  avorina
Fototeny  2 vorina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahorona ho tonga kibory: Misaotra an-dRasoa ihany fa navoriny ny kofehy teto [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 an' arivo, anarivo, 10 aravony, 11 arivano, 12 arivona, 13 avarino, avorina, 14 irovana, 15 Ranaivo, 16 ranovay, 17 Rianavo, 18 variona, 19 voarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26