|
|
|
|

Teny iditra1  avoy
Fototeny  2 voy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mivoy, ampiasaina hampandeha ny lakana amin' ny fanosehana any aoriana ny rano, izay mampandroso ny lakana kosa [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 aivo, avoy, 10 ivao, 11 ovay, 12 voay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12