Entry | 1 azera |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 zera |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io |
Explanations in English |
10 [1.7] to be thrown or cast down. |
Explanations in French |
11 [1.3#872, 1.8] qu'on jette à terre; avec quoi on bat |
Examples |
12 [2.508] Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina. |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word azera |
Anagrams | 14 areza, azera |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |