Entry | 1 babangala |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 (trano) foana tsisy mpipetraka ary efa afaka daholo ny varavarambe sy varavarankely rehetra tao anatiny [1.1#134] 4 trano nilaozana, nafoy, ka nesorina na niala hatramin' ny varavarana: Zary babangala ilay trano nilaozan-tompo [1.62#174] |
Explanations in English |
5 used of a house the roof of which is in a very dilapidated condition, and whose doors and windows have been removed [1.2#75] |
Explanations in French |
6 se dit d'un maison abandonnée sans portes ni cloisons [1.3#70] |
Other spellings | 7 babangoala |
Illustrations |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |