|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 babantany |
| Singan-teny | 2 baba, 3 tany |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fatratra, tsy erany loatra (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): Babantany ny vola laniny tamin' ny famadihana izay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 enormous, used of any thing; marvelous, used of any act good or bad.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 superbe, prodigieux, qui excède la mesure en bien ou en mal
[1.3] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|