|
|
|
|

Teny iditra1  baba
Singan-teny  2 babaka, 3 ra
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [baba ra] 5 mandeha ra be, mitsonika ra, feno ra: Baba ra ny oron' ny zaza voadonan' ny sisin-databatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [baba ra] 6 Bleeding profusely [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 saignant abondamment, se dit des blessures [1.3]
[baba ra] 8 qui saigne abondamment [1.8]
Ohatra  9  babarà ny fo, mafy ny fitsapana. [2.356]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  11  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19