|
|
|
|

Teny iditra1  bafoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fijanonana am-pandriana, fahalainana miarina noho ny hakamoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Action de se vautrer, de garder le lit par paresse [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  bafoka, 13 bakafo, 14 bofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19