|
|
|
|

Teny iditra1  baibaizina
Fototeny  2 baibay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tenenina amim-pahatezerana, levilevena: Nobaibaizin-dreniny izy fa tsy nahalala fomba naniratsira an' i dadatoany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be scolded, to be railed at. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on réprimande, qu'on gronde [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12