|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 baibo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Adala, foka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 obstinate, stubborn, contumacious, headstrong, foolish.
[1.2] |
| Teny iditra (2/4) | 5 baibo |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mpandany harena tsy azo tenenina
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 8 baibo |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 lonaka, vokatra
[Taimoro]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 11 baibo |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 tany lonaka amorondrano
[Bara]
[1.78] 14 Tanimboly voasafotry ny rano amin' ny fahavaratra [Sakalava] [1.1] [baibô] 15 lohasaha lonaka [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 a field, a plantation near the water. See saha
[Provincial]
[1.2] 17 a moist fertile land in the river bottoms [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 terre alluviale et humide des vallées
[1.8] 19 Terre de décrue sur lesquelles on cultive en saison sèche ; par opposition aux terres dites hatsake où l'on fait des cultures sur brûlis en saison de pluies. [Sakalava] [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 22 Ambaibo |
| Fivaditsoratra | 23 abibo, 24 baboy, baibo, 25 bobay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|