|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baiboho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[baibo]
3 tany lemaka fasehina sy lonaka eo amoron-drano, ka matetika dia voasaron-drano amin' ny fahavaratra;
4 tsara amin' ny fambolem-pary, paraka, katsaka, voanjo, ets.; 5 tanimbary sady lehibe no tsara sy mahavokatra [Betsileo] [1.38] 6 Tanety, indrindra ny amorona ivaiva [1.1] 7 tany lonaka apetraky ny tondra-drano misintona [1.13] 8 saha lonaka famboly [Masikoro] [2.606#151] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[baibo]
9 a field, a plantation near the water. See saha
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 terre alluvionnaire, terre fertile de décrue
[1.13] |
| Ohatra |
11 tany baiboho sy tanety mitsotra manara-dalana, mirefy tokony ho folo kilaometatra ny lavany
[2.472]
|
| Voambolana | 12 Toe-karena: fambolena |
| Fivaditsoratra | 13 abobohy, baiboho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|