|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  baibona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the end of a rivet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 le bout à river [1.8]
Voambolana  6  Haitao
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  baibona
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony [1.1]

Fivaditsoratra  11 baboina, baibona, 12 bobaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09