|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bainga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vongan-tany navadika ary naongana tamin' ny angady
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a clod of earth. See bonga
[1.2] 5 a clod of earth turned over [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 motte de terre
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
7 Asaina ny tany, ampidiran-drano, hasena hanjary fotaka ny bainga, afafy
[2.472]
|
| Mpanahaka | 8 bongantany, 9 tombatany, 10 vaingantany |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|